๐๐ค๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐ค๐ ๐ค๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐ซ๐ค๐๐๐ค๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐๐ง๐๐ช๐ฉ๐๐ง๐๐) ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ฉ๐จ๐๐๐ ๐. ๐๐๐ฉ๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ร ๐ฃ๐ ๐จ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ค๐ฉ๐๐ก๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐๐ค๐ง๐๐ฉ๐ค๐๐ง๐.
Nanatanteraka ny toromariky ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON ireo kaomisera sy mpanaramaso ny varotra sy ny fifaninanana ka vao maraina izy ireo dia efa nidina teny aminโireo toeram-pivarotana lehibe (Grandes surfaces) teto Antananarivo toy ny teny Tanjombato, Talatamaty, Antsahabe sy tany aminโny Faritra samihafa manerana ny Nosy.
ยซ ๐๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฎ๐ข๐ง๐ช๐ด๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ข๐ฐ๐ณ๐ช๐ข๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐จ๐ข ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฑ๐ฐ๐ช๐ป๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ด๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฐ ๐ข๐ป๐ฐ ๐ข๐ท๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฉ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ท๐ฐ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ฅ๐ช๐ฏ๐ข ๐ต๐ข๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ฃ๐ฆ ๐ด๐บ ๐ต๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ ยป, hoy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana.
Tao aminโny toeram-pivarotana lehibe iray teto Antananarivo dia nahafeno 7 sarety fiantsenana (caddy) ireo hena voahodina nogiazana ireo. Tsy azo kitihina ireo entana ireo. Ny valinโny fitiliana no hamaritra izay hanaovana azy, na ho averina eny aminโny toerana nasiana azy ho amidy aminโny mpanjifa na andraisana fepetra toy ny fandevonana rehefa hita fa mety hitera-doza ho anโny fahasalamanโny mpihinana.
Ao anatinโny asa andavanandronโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana moa ny fandraisana ny fepetra rehetra ho fiarovana ny mpanjifa malagasy.
