๐๐๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ฃโ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ง๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ฃโ๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐. ๐๐๐ฃ๐ค๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐จ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐งa๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฅ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐จ๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ง๐๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
ITASY : Mbola maharitra hatrany aminโny volana Desambra 2026 ny tahirinโentana ilainโny mponina misy aminโizao fotoana izao. Tsy misy fiovana ny vidiny raha miohatra amin’ny herinandro lasa.
๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ง-๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ :
– Vary akotry Manalalondo : 1500Ar/kg-1700Ar/kg
– Vary fotsy Manalalondo : 2200 Ar/kg-2800 Ar/kg (700 Ar/kapoaka-750 Ar/kapoaka)
๐๐๐ง๐๐ค๐ :
– Menaka en vrac : RAJAH : 7800Ar-8500ar/l HINA : 9000Ar-9700Ar/l
– Menaka cachetรฉe : 9200Ar-13500Ar/l
๐๐ข๐ซ๐๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ :
– Siramamy vokarina eto an-toerana : 3400Ar-4200Ar/kg
– Siramamy nafarana : 4000Ar-4800Ar/kg
๐๐๐๐๐ซ๐ข๐ง๐ข๐ง๐ :
– Lafarinina vokarina eto an-toerana : 3200Ar-3600Ar/kg
– Lafarinina nafarana : 3400Ar-3800Ar/kg
VAKINANKARATRA : Voatana ny vidin’entana eny an-tsena raha ampitahaina aminโny teo aloha. Mbola mitohy ara-dalร na sy tsy tapaka ny famatsiana entana ka tsy misy ahiana ny fisiany.
๐๐๐ซ๐ฒ :
– Vary vokatra eto an-toerana : Vary Gasy : 2 O00 โ 2 450 Ar/kg Makalioka : 2 400 โ 2800 Ar/kg
– Vary Nafarana : 2 200 โ 2600Ar/kg
๐๐๐ง๐๐ค๐ :
– Menaka bidao 20 litatra : 155 000 -175 000Ar
– Menaka tavoahangy 1 litatra : 9 400 – 12 500 Ar/l
๐๐ข๐ซ๐๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ :
– Siramamy mavo : 3 600 โ 4 100Ar/kg (170 000-185 000Ar/lasaka)
– Siramamy fotsy : 4 100 โ 4 200Ar/kg (195 000-198 000Ar/lasaka)
๐๐๐๐๐ซ๐ข๐ง๐ข๐ง๐ : 3 200 โ 3 960Ar/kg (152 000-298 000Ar/lasaka .
AMORONโI MANIA : Any Mangataboahangy, Amborompotsy, Mandrosonoro any aminโny kaominina Midongy Andrefana, DistrikanโAmbatofinandrahana dia marintoerana ihany koa ny vidinโentana na dia eo aza ny haratsian’ny lalana sy ny halavirana:
๐๐๐ซ๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ง-๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ : 1600Ar-1800Ar/kg
๐๐๐ง๐๐ค๐ :
– Menaka en vrac RAJAH : 8 300Ar-8 500Ar/l
– Menaka cachetรฉe HINA : 10 000Ar-11000Ar/l
๐๐ข๐ซ๐๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ ๐๐๐ฆ๐๐ค๐ข๐ : 4600Ar-4 800Ar/kg
๐๐๐๐๐ซ๐ข๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐ก๐๐ฏ๐๐ฅ : 3500Ar-3800Ar/kg
MELAKY : Toy izao ny vidin’entana ilaina andavanandro eny aminโireo mpamongady ao ambonivohitrโi Maintirano :
– Vary gasy : 95000Ar/lasaka
– Menaka: 16000Ar – 163000Ar/bidao
– Siramamy Namakia: 180000Ar – 190000Ar/lasaka
– Lafarinina : 174000Ar/lasaka
– Sira vaingany: 28000Ar โ 30000Ar/lasaka
