๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ค ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐ง๐๐ฉ๐๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ก๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐๐ก๐๐๐ง๐๐จ๐ฉ ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐๐
Nizara roa ity fihaonana tao aminโny efitrano fivorianโny Faritra Boeny ity ka ny tapany voalohany dia niarahana taminโireo mpandraharaha mpanafatra entana raha natokana ho anโireo mpivarotra mpamongady sy mpaninjara kosa ny tapany faharoa.
Nisy, araka izany, ny fampahafantarana fa miato vonjimaika fakร na haba sy hetra aminโireo vary nafarana nanomboka ny Alakamisy 20 Aogositra 2026. Izany ฬno natao dia handrindrana ny famatsiana vary noho ny mbola tsy fahampianโny vary vokatra eto an-toerana.
– Ny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana sy ireo Fitalevam-paritra kosa dia hanamafy ny fanaraha-maso aminโny vidiny sy ny tahiry.
– Manao fanambarร na tsy tapaka ny tahirim-bary misy ao aminy ny mpandraharaha ary mandrafitra ny tokony ho vidiny miainga aminโireo fandaniana sy vesatra samihafa ny teknisiana isaky ny msy entana tonga.
Nohamafisina teto ny tokony hanajร na ny Lalร na velona mifehy ny varotra toy ny fanomezana faktiora, ny fepetra fitehirizana, ny fanaraha-maso ny kalitaonโny entana amidy ary ny fametahana ny vidinโentana ho hitanโny mpanjifa.
Nambaranโny Sekretera jeneraly taminโireo mpisehatra aminโny entana ilaina andavanandro fa mifampiankina ny asanโny Minisitera sy ny mpandraharaha. ยซ ๐๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ข๐ญ๐ข๐ช๐ฏ๐บ ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ข๐ป๐ฐ ๐ข๐ต๐ข๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฌ๐ข ๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ช๐ฉ๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข ยป.
Nankasitrahanโny mpandraharaha ny fihaonana toy izao ary samy nametraka ny fanontaniana nanitikitika azy izy ireo.
