πππ‘πππ«π π’π«ππ², πππ§π£π¨π§π π’π«ππ², ππ§ππ’π§π π‘ππ§ππ¦πππ’π¬ππ§π π§π² ππ’πππ§ππ«ππ’π¬ππ§π π¬π² π‘ππ§ππ¦π¨π«ππ§π π§π² π―ππ«π¨ππ«π ππ«π² ππ’ππ«π¨π―ππ§π π§π² π¦π©ππ§π£π’ππ π§π² πππ₯π¨π§ ππ-ππ.
Β«Tsy sehatra ara-pitantanana fotsiny ny IN-CO, fa tena fihaonan-dalana hitadiavana vahaolana, hanamafisana ny fifandraisana eo aminβny Fitondrana sy ireo mpandraharaha mpamorona ary natao mba hiarahana hanamora ny lalana sy hanala ireo sakana, indrindra aminβny fanokafana ny varavarana ara-barotra izany IN-CO izanyΒ» hoy ny Tale misahana ny Ady aminβny Kolikoly eto anivonβny Minisitera ny Varotra sy Fanjifana (MinCC) RAJAONARISON Herilala ANDRIAMAROHASINA.
Marihina moa fa ny MinCC dia Minisitera mpiahy ity hetsika ity ka t@ alalanβny tranohevanβny Minisitera no hihainoana ny hetahetanβireo mpisehatra, fifanakalozan-kevitra ary fiaraha-mitady vahaolana, indrindra aminβny fanamorana ny raharaham-barotra, ny fanohanana ny fandraharahana ary ny fanesorana ireo sakana mety hanembantsembana ny sehatra ara-toekarena.
Ny fanokafana ny Salon IN-CO 2026 moa dia notroninβireo mpikambana ao aminβny Governemanta, notarihinβny Minisitry ny Asa sy ny Fampanananβasa ary ny Asam-panjakana, niaraka taminβireo solontenanβny Minisiteranβny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina ary ny Minisiteranβny Varotra sy ny Fanjifana.
