ππ’ππ¨π‘π² π‘πππ«ππ§π² π§π² πππ§ππ¬π¨π«π¨π€π ππππ¨π§ π§π² ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§’ π§π² πππ«π¨ππ«π π¬π² π§π² π ππ§π£π’πππ§π ππ«π² π§π² ππππ’π€βππ¬π πππ π ππ¦π’π§βπ§π² πππ§πππ¬ππ«ππ§π π§π² π€ππ₯π’πππ¨ π§π² ππ’π©π¨ππ―πππ«π π¦ππ π‘ππ‘ππ¦π¨π«π π§π² ππ’ππππ’ππ―ππ§π π₯ππ₯ππ¦-πππ«π¨ππ«π ππ¨ ππ¦π’π§βπ§π² π¬ππ‘πππ«π π’π«ππ’π¬ππ¦-π©π’π«ππ§ππ§π.
Maneho ny fahavononany hanohana sy hiara-hientana aminβny ezaka fanavaozana ataonβny Fanjakana sy ny Minisiteranβny Varotra sy ny Fanjifana ireo tantsaha sy mpamokatra dipoavatra. Miantso ihany koa izy ireo ny fanamafisana ny fanohanana, indrindra aminβny lafiny fotodrafitrasa sy fitaovana famokarana, ho fampitomboana ny vokatra sy fanatsarana hatrany ny kalitaonβny dipoavatra Malagasy, mba hahafahany mifaninana eo aminβny tsena iraisam-pirenena.
Miara-mientana ny Faritra Vatovavy sy ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana aminβny fandrindrana sy fanaraha-maso ny taom-piotazana ary ny fivarotana dipoavatra, aminβny fanajana ny lalΓ na sy ny fepetra manan-kery, ary indrindra aminβny fiarovana ny tombontsoanβny mpamokatra sy ny fanatsarana ny kalitaonβny vokatra.
Ho mpiara-miombonβantoka aminβizany, ny Tetikasa PIC 3 dia manohana ny fampiroboroboana ny rojo-pihariana dipoavatra, ka mifantoka aminβny fanatsarana ny famokarana, ny kalitao, ny fidirana aminβny tsena ary ny fampitomboana ny lanja ara-toekarenanβity vokatra ity.
Tontosa ny ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ, tao aminβny Fokontany Ambavany Sahavato, Kaominina Ambanivohitra Sahavato, ny fanokafana taminβny fomba ofisialy ny Taom-piotazana sy Fivarotana Dipoavatra 2026 eto aminβny Faritra Vatovavy.
Anisanβny nanatrika izany ny manam-pahefana eo an-toerana: Ramatoa Lehibenβny Faritra Vatovavy, Ramatoa Prefet-nβi Mananjary, ny solontenanβny Solombavambahoakanβi Nosy Varika, Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Vatovavy, FranΓ§ois RABE, Lehibenβny Distrikanβi Nosy Varika, ny CIRGN Fianarantsoa sy ireo mpitandro ny filaminana, Benβny TanΓ nanβi Sahavato, ny ao aminβny Faritra Vatovavy sy ny PIC 3, ary ny Filohanβny Fikambananβny Mpisehatra aminβny Dipoavatra isam-paritra na Alliance RΓ©gionale du Poivre (ARP).
Dipoavatra Vatovavy : kalitao ho anβny tsena, tombontsoa ho anβny mpamokatra, ary hery manosika ny fampandrosoana.
