๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐๐-๐ฏ๐๐ซ๐-๐๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐๐ง๐ ๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ค๐ง๐ค๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐ง๐ค๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ซ๐๐ก๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐, ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ผ๐๐ ๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐-3 ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐.
Anisanโny ezaka ataonโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ny fitrandrahana lalam-barotra hafa aty aminโny Kaontinanta afrikana aminโny alalanโny SADC, COMESA ary ZLECAf. Izany dia hahafahana mananararaotra ny tombontsoa ho azo aminโny fidirana aminโny tsena afrikana.
ยซ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ท๐ข๐ฌ๐ข ๐ข๐ป๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฐ๐ฆ๐ฏ๐บ, ๐ฉ๐ฐ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข, ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ-๐ต๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฐ ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ข๐ง๐ข ยป. Notsindriana taminโny Fihaonana an-tamponโny SADC farany teo tatsy Durban Afrika Atsimo moa ny tokony hanodinana ireo vokatra anatiny ho azo ahondrana mankany ivelany.
Ny SAEM dia hetsika karakarainโi Antenimieranโny Varotra sy Indostria (CCI) ao Mahajanga mba ho fanomezana lanja ireo mpandraharaha eny ifotony sy ho fampiroboroboana ny faritra. Aminโity andiany fahatelo ity dia miompana aminโny lohahevitra ยซย Fotodrafitrasa, Angovo, Fandrindrana ny tanร n-dehibe ny hetsika.
Manodidina ny 100 ny tranoheva azo tsidihana mandritra ny SAEM.
Mandritra ny efatra andro dia hisy ny fampirantiana vokatra sy tolotra avy aminโireo mpandraharaha.
Eo koa ny famelabelarana arahina adihevitra toy ny fampahafantarana ny mahamora ny fitadiavana tsena any ivelany aminโny alalalanโny ZLECAf sy ny fampiroboroboana ny tsena rejionaly sy ny tsena iraisam-pirenena.
Hisy ihany koa ny fanokanana aminโny fomba ofisialy ny foiben-toerana ยซย Centre dโIncubation des entreprisesย ยป ny Sabotsy 22 Aogositra 2026.
