๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐ง๐-๐ฅ๐๐๐๐จ๐๐ก๐๐ข๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ผ๐ข๐๐ค๐๐๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ค ๐ฃ๐๐ฃ๐ค๐ ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐-60 ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ข๐๐จ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐.
ยซ ๐๐ข๐ง๐ช๐ฅ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ข๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฅ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ช๐ฌ๐ข๐ญ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ซ๐ฆ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ด๐ฐ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฃ๐ฆ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฉ๐ฐ๐ฆ ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ณ๐บ ๐ณ๐ฆ๐ด๐ข๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ฌ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ช๐ฌร ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ต๐ข๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐ข ยป, hoy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON raha nankasitraka ny Sendikanโny Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninanana taminโny fikarakarana izao hetsika ara-pahasalamana izao, ho fankalazana ny tsingerin-taonanโny Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninanana.
Anatinโny fandaharam-potoananโny SACCCM izay iarahany manatontosa aminโny Association Fanavaozana ny fizahana maso sy ativava maimaimpoana ary ny fanaovana vaksiny iaroavan-tena aminโny MPOX, ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana sy ny zanak’izy ireo.
Nambaran’ny Filohan’ny Sendikanโny Kaomiseran’ny Varotra sy ny Fifaninanana, Anicette RAHARIMALALA fa tafiditra ao anatin’ny lalan-tsaina napetraky ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana izao hetsika izao, izay mifototra amin’ny fampiroboroboana ny fifankatiavana eo amin’ireo samy mpiara-miasa sy ny mahaolona.
