Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • Orientation responsables
      • Direction centrale
      • Direction régionale
    • Organismes sous tutelles
    • Service Métrologie Légale
    • DGCE
    • DGCI
    • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

Fiaraha-miasa Madagasikara-Rosia

mamy 18 juillet 2026 1 minute read
1

𝙏𝙖𝙛𝙖𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙤𝙩𝙨𝙚𝙣𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙖𝙧𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙙𝙞𝙣𝙖 𝙄𝙫𝙖𝙩𝙤 𝙞 𝙏𝙤𝙟𝙤 𝙨𝙮 𝙏𝙚𝙙𝙙𝙮 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙣𝙞𝙩𝙨𝙖𝙗𝙤 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙍𝙤𝙨𝙞𝙖.

👥Ankoatran’ny fianakavian’izy roalahy dia tonga nandray an’i Tojo sy Teddy teny am-pahatongavana ny Talen’ny Kabinetra sy ny Tale jeneraly eto anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC), ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisankina (MPS) ary ny Mpiandraiki-draharaha vonjimaika ao amin’ny Masoivoho rosiana.

📣Nambaran’ny diplomaty rosiana Alexeï BURIAK teny Ivato fa anatin’ny dingana fampivelarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Federasionan’i Rosia sy i Madagasikara no isian’izao fifanomezan-tanana izao.

Vita soa aman-tsara ny fandidiana an’i Tojo, tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza sy i Teddy, mpaka sary voatifitra tamin’ireny toe-draharaham-pirenena ny volana Oktobra 2025 ireny.

🟢Ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM), ny Kolonely Michaël RANDRIANIRINA moa no nanao ny fandresen-dahatra ny ankilany Rosiana amin’ny handefasana azy roalahy hanohy fitsaboana any Rosia. Namaly izany ny Fanjakana rosiana ka niantoka ny fandaniana rehetra.

Post navigation

Previous: Syndicat autonome des commissaires du commerce et de la concurrence de Madagascar (SACCCM)
Next: Vaovaon’ny fitaleavam-paritry ny varotra sy ny fanjifana (DRCC)

Histoires connexes

1
2 minutes read
  • Articles

Toekarena any amin’ny faritra

mamy 30 juillet 2026 0
FB_IMG_1785311955465
1 minute read
  • Articles

Fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra

mamy 29 juillet 2026 0
FB_IMG_1785214601305
1 minute read
  • Articles

Hain-trano teny amin’ny tsenan’Anosibe

mamy 28 juillet 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

1
2 minutes read
  • Articles

Toekarena any amin’ny faritra

mamy 30 juillet 2026 0
FB_IMG_1785311955465
1 minute read
  • Articles

Fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra

mamy 29 juillet 2026 0
FB_IMG_1785214601305
1 minute read
  • Articles

Hain-trano teny amin’ny tsenan’Anosibe

mamy 28 juillet 2026 0
FB_IMG_1785212747580
  • Communiqués

Fake

mamy 28 juillet 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.