Passer au contenu
Ministรจre du Commerce et de la Consommation

Ministรจre du Commerce et de la Consommation

Ministรจre du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministรจre
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRรŠTร‰
    • Dร‰CRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par rรฉgion
  • Services publics
    • Orientation responsables
      • Direction centrale
      • Direction rรฉgionale
    • Organismes sous tutelles
    • Service Mรฉtrologie Lรฉgale
    • DGCE
    • DGCI
    • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

Filankevitry ny fifaninanana

mamy 16 juillet 2026 2 minutes read
2

๐™‰๐™ค๐™ฉ๐™š๐™ฉ๐™š๐™ฏ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ค๐™ง๐™š๐™จ๐™–๐™๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ผ๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ ๐™–๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™š๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐˜พ๐™–๐™ง๐™ก๐™ฉ๐™ค๐™ฃ ๐˜ผ๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™›๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™ž๐™›๐™–.

๐˜•๐˜บ ๐˜“๐˜ข๐˜ญร ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜—๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ช๐˜ต๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ช๐˜ง๐˜ข. Nanasanโ€™ny Filankevitry ny Fifaninanana (Conseil de la Concurrence) manampahaizana sy tomponandraikitra isan-tsokajiny ny loa-bary an-dasy namakafakana ny momba ny fifaninanana, mba hahafahana manatsara ny fampiharana azy ka hisy fiantraikany aminโ€™ny fampandrosoana ny toekarena sy ny fiarovana ny mpanjifa.

โœ…Nanokatra ny Atrikasa tetsy Anosy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON izay nanindry fa manome lanja lehibe ny fanamafisana ny politika momba ny fifaninanana ny Governemanta malagasy, satria izany no anisan’ny fototry ny fanafainganana ny fanovร na ara-toekarena sy ny fanamafisana ny fiandrianam-pirenena ara-toekarena, ho fiantohana ny hoavin’ny toekaren’i Madagasikara. ยซ ๐˜๐˜ญ๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฃ๐˜ฆ๐˜ฃ๐˜ฆ ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜“๐˜ข๐˜ญร ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ป๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ด๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ยป, hoy izy.

Nanentana ny mpandray anjara ny Minisitra mba havitrika amin’ny fifanakalozan-kevitra, hizara traikefa ary haka ireo fomba fanao tsara indrindra mba hampiharana amin’ny fomba mahomby ny Lalร na mifehy ny fifaninanana.

โžก๏ธNandritra ny Atrikasa dia nohazavaina tamin’ny antsipirihany ny iraka tanterahana sy ny andraikitry ny Filankevitry ny Fifaninanana. Nampahatsiahivina fa ny tanjon’ny Lalร na mifehy ny fifaninanana dia ny :

– hiantohana ny fisian’ny fifaninanana malalaka sy mangarahara,

– hisorohana ireo fomba fanao manohitra ny fifaninanana,

– hanomezana safidy maro kokoa ho an’ny mpanjifa,

– hiarovana azy ireo amin’ny fanararaotana toy ny fampiakarana vidy tsy ara-drariny,

– ary hiantohana tontolo iainana ara-barotra ahafahan’ny mpandraharaha mifaninana ara-drariny, izay mitondra any amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena.

๐ŸคNiara-nisalahy taminโ€™ny Filankevitry ny Fifaninanana taminโ€™ny fikarakarana ny Atrikasa tetsy Anosy ny Vaomieranโ€™ny Fifaninanana sy ny Fiarovana ny mpanjifa ao aminโ€™ny COMESA (CCCC) izay nosoloinโ€™Andriamatoa Steven KAMUKAMA tena.

Post navigation

Previous: Taom-piotazana lavanila maitso
Next: Faha-25 taonanโ€™ny fifanaraham-piaraha-miasa eo aminโ€™ny federasionanโ€™i rosia sy repoblika entim-bahoakanโ€™i sina

Histoires connexes

1
2 minutes read
  • Articles

Toekarena any aminโ€™ny faritra

mamy 30 juillet 2026 0
FB_IMG_1785311955465
1 minute read
  • Articles

Fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra

mamy 29 juillet 2026 0
FB_IMG_1785214601305
1 minute read
  • Articles

Hain-trano teny amin’ny tsenan’Anosibe

mamy 28 juillet 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiquรฉs

Vous avez peut-รชtre ratรฉ

1
2 minutes read
  • Articles

Toekarena any aminโ€™ny faritra

mamy 30 juillet 2026 0
FB_IMG_1785311955465
1 minute read
  • Articles

Fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra

mamy 29 juillet 2026 0
FB_IMG_1785214601305
1 minute read
  • Articles

Hain-trano teny amin’ny tsenan’Anosibe

mamy 28 juillet 2026 0
FB_IMG_1785212747580
  • Communiquรฉs

Fake

mamy 28 juillet 2026 0
Copyright ยฉ MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.