Ny Fikambanan’ny Lavanila Malagasy (AVM) dia manao filazana fitaomana hanehoana fahavononana ho an’ny fifantenana mpandraharaha hiara-hiasa anatin’ny paikady fividianana tahirin-davanila voakarakara izay miteraka adidy hividy lavanila maitso any amin’ny Faritra ANALANJIROFO, VATOVAVY, FITOVINANY sy ATSIMO ATSINANANA.
Fe-potoana farany handefasana ny antontan-taratasy : ![]()
Jolay 2026.
Asaina ireo mpandraharaha liana hijery ny fepetra sy toromarika mifehy izany ary handefa ny antontan-taratasiny ao anatin’ny fe-potoana voafaritra.
