Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • MinistΓ¨re
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTΓ‰
    • DΓ‰CRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par rΓ©gion
  • Services publics
    • DEMARCHE A SUIVRE
    • Orientation
      • Direction centrale
      • Direction rΓ©gionale
      • Service MΓ©trologie LΓ©gale
      • Organismes sous tutelles
      • DGCE
      • DGCI
      • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

SALON IN-CO 2026: Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana, ny sehatra tsy miankina ary ny mpanjifa

Mirana Faarouk 21 aoΓ»t 2026 1 minute read
2

π’πžπ‘πšπ­π«πš 𝐒𝐫𝐚𝐲, 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐚𝐲, 𝐞𝐧𝐭𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐒𝐟𝐚 𝐧𝐲 π’πšπ₯𝐨𝐧 𝐈𝐍-π‚πŽ.

πŸ“ŒΒ«Tsy sehatra ara-pitantanana fotsiny ny IN-CO, fa tena fihaonan-dalana hitadiavana vahaolana, hanamafisana ny fifandraisana eo amin’ny Fitondrana sy ireo mpandraharaha mpamorona ary natao mba hiarahana hanamora ny lalana sy hanala ireo sakana, indrindra amin’ny fanokafana ny varavarana ara-barotra izany IN-CO izanyΒ» hoy ny Tale misahana ny Ady amin’ny Kolikoly eto anivon’ny Minisitera ny Varotra sy Fanjifana (MinCC) RAJAONARISON Herilala ANDRIAMAROHASINA.

🎯 Marihina moa fa ny MinCC dia Minisitera mpiahy ity hetsika ity ka t@ alalan’ny tranohevan’ny Minisitera no hihainoana ny hetahetan’ireo mpisehatra, fifanakalozan-kevitra ary fiaraha-mitady vahaolana, indrindra amin’ny fanamorana ny raharaham-barotra, ny fanohanana ny fandraharahana ary ny fanesorana ireo sakana mety hanembantsembana ny sehatra ara-toekarena.

πŸ›οΈ Ny fanokafana ny Salon IN-CO 2026 moa dia notronin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, notarihin’ny Minisitry ny Asa sy ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana, niaraka tamin’ireo solontenan’ny Minisiteran’ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina ary ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana.

Post navigation

Previous: Salon des acteurs Γ©conomiques de Mahajanga
Next: Fanokafana ny taom-piotazana sy fivarotana dipoavatra 2026 – Faritra vatovavy.

Histoires connexes

4
1 minute read
  • Articles

π’πžπ«πšπ§πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨 : π…πšπ‘πšπ­π¨π§π πšπ―πšπ§β€™π§π² 𝐝𝐞π₯πžπ πšπ¬π’π¨Μ‚π§π’π§πš M𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 π„π«π¨Μ‚π©πš.

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
4
2 minutes read
  • Articles

Faritra Vakinankaratra

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la PΓͺche (FIA) & Festival International de la Gastronomie (FIG)

Mirana Faarouk 10 septembre 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • CommuniquΓ©s

Vous avez peut-Γͺtre ratΓ©

4
1 minute read
  • Articles

π’πžπ«πšπ§πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨 : π…πšπ‘πšπ­π¨π§π πšπ―πšπ§β€™π§π² 𝐝𝐞π₯πžπ πšπ¬π’π¨Μ‚π§π’π§πš M𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 π„π«π¨Μ‚π©πš.

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
4
2 minutes read
  • Articles

Faritra Vakinankaratra

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la PΓͺche (FIA) & Festival International de la Gastronomie (FIG)

Mirana Faarouk 10 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 9 septembre 2026 0
Copyright Β© MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.