๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฎ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ฅ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ซ๐ค๐ฃ๐๐๐ข๐๐๐ ๐ ๐๐๐จ๐ค๐ง๐ค๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ซ๐ค๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐ข๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐๐๐ฅ๐ค๐๐ฏ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ข๐๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ง๐ค.
Nakatona ilay toeram-pivarotana sakafo;
Nogiazana ny menaka ahiahiana teny amin’ny mpaninjara, nampiasaina tamin’ny fanaovana mayonnaise tamin’ny composรฉ sy sandwich;
Nisy ny fakร na singa tamin’ireo menaka ireo hanaovana fitiliana any amin’ny laboratoaran’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Vao nahare ny fisian’ny tranga fahapoizinana ara-tsakafo ny ekipa avy eto amin’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana dia nidina avy hatrany teny amin’ny toerana voalaza fa nisehoan’ilay tranga.
Natao ny fanadihadiana tamin’ireo marary nivoaka ny hopitaly izay nametraka ny ahiahiny tamin’ny fihinanana composรฉ sy sandwich. Nametrahana fanontaniana koa ny tompon’ilay toeram-pivarotana sakafo hahitana ny marina.
Eo am-piandrasana ny valin’ny fitiliana dia mitohy ihany ny fanadihadiana.
