๐๐ค๐ฉ๐๐ฉ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ค๐ง๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐จ๐ ๐ฉ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐พ๐๐ง๐ก๐ฉ๐ค๐ฃ ๐ผ๐ฃ๐ค๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐๐๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐๐.
๐๐บ ๐๐ข๐ญร ๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ช๐ต๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข. Nanasanโny Filankevitry ny Fifaninanana (Conseil de la Concurrence) manampahaizana sy tomponandraikitra isan-tsokajiny ny loa-bary an-dasy namakafakana ny momba ny fifaninanana, mba hahafahana manatsara ny fampiharana azy ka hisy fiantraikany aminโny fampandrosoana ny toekarena sy ny fiarovana ny mpanjifa.
Nanokatra ny Atrikasa tetsy Anosy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON izay nanindry fa manome lanja lehibe ny fanamafisana ny politika momba ny fifaninanana ny Governemanta malagasy, satria izany no anisan’ny fototry ny fanafainganana ny fanovร na ara-toekarena sy ny fanamafisana ny fiandrianam-pirenena ara-toekarena, ho fiantohana ny hoavin’ny toekaren’i Madagasikara. ยซ ๐๐ญ๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฃ๐ฆ๐ฃ๐ฆ ๐ฌ๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ญร ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ง๐ฆ๐ฉ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ป๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ณ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข ยป, hoy izy.
Nanentana ny mpandray anjara ny Minisitra mba havitrika amin’ny fifanakalozan-kevitra, hizara traikefa ary haka ireo fomba fanao tsara indrindra mba hampiharana amin’ny fomba mahomby ny Lalร na mifehy ny fifaninanana.
Nandritra ny Atrikasa dia nohazavaina tamin’ny antsipirihany ny iraka tanterahana sy ny andraikitry ny Filankevitry ny Fifaninanana. Nampahatsiahivina fa ny tanjon’ny Lalร na mifehy ny fifaninanana dia ny :
– hiantohana ny fisian’ny fifaninanana malalaka sy mangarahara,
– hisorohana ireo fomba fanao manohitra ny fifaninanana,
– hanomezana safidy maro kokoa ho an’ny mpanjifa,
– hiarovana azy ireo amin’ny fanararaotana toy ny fampiakarana vidy tsy ara-drariny,
– ary hiantohana tontolo iainana ara-barotra ahafahan’ny mpandraharaha mifaninana ara-drariny, izay mitondra any amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena.
Niara-nisalahy taminโny Filankevitry ny Fifaninanana taminโny fikarakarana ny Atrikasa tetsy Anosy ny Vaomieranโny Fifaninanana sy ny Fiarovana ny mpanjifa ao aminโny COMESA (CCCC) izay nosoloinโAndriamatoa Steven KAMUKAMA tena.
