Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • DEMARCHE A SUIVRE
    • Orientation
      • Direction centrale
      • Direction régionale
      • Service Métrologie Légale
      • Organismes sous tutelles
      • DGCE
      • DGCI
      • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Communiqués

Antso ho an’ny fanehoana fahalianana

mamy 11 juillet 2026 1 minute read
1

Ny Fikambanan’ny Lavanila Malagasy (AVM) dia manao filazana fitaomana hanehoana fahavononana ho an’ny fifantenana mpandraharaha hiara-hiasa anatin’ny paikady fividianana tahirin-davanila voakarakara izay miteraka adidy hividy lavanila maitso any amin’ny Faritra ANALANJIROFO, VATOVAVY, FITOVINANY sy ATSIMO ATSINANANA.

Fe-potoana farany handefasana ny antontan-taratasy : 1️⃣7️⃣ Jolay 2026.

Asaina ireo mpandraharaha liana hijery ny fepetra sy toromarika mifehy izany ary handefa ny antontan-taratasiny ao anatin’ny fe-potoana voafaritra.

fahalinanaTélécharger

Post navigation

Previous: Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)
Next: Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)

Histoires connexes

1fr
1 minute read
  • Articles
  • Communiqués

Campagne d’exportation de Vanille et de Girofle 2026 – 2027

Mirana Faarouk 15 octobre 2026 0
1MG
1 minute read
  • Articles
  • Communiqués

Taom-panondranana Lavanila sy Jirofo 2026-2027

Mirana Faarouk 15 octobre 2026 0
1
  • Articles
  • Communiqués

Filan-kevitry ny ministra

Mirana Faarouk 7 octobre 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

1
2 minutes read
  • Articles

Fiarovana ny mpanjifa

Mirana Faarouk 28 octobre 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Varotra ivelany

mamy 28 octobre 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Famatsiana sy fanjifana

mamy 27 octobre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Antenimieram-pirenena

Mirana Faarouk 26 octobre 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.