𝙁𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝙉𝘿𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙈𝘼𝙏𝙎𝙄𝘼𝙉𝘼 𝙀𝙉𝙏𝘼𝙉𝘼 𝙄𝙇𝘼𝙄𝙉𝘼 𝘼𝙉𝘿𝘼𝙑𝘼𝙉𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 (𝙋𝙋𝙉)
Manana adidy hanao fanambaràna tahiry (déclaration des stocks ) isam-bolana, aterina any amin’ny Fitalevam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) ireo mpandraharaha sy mpisehatra momba ny entana ilaina andavanandro. Voakasik’izany ny vary akotry, ny vary fotsy, lafarinina, menaka, siramamy ary simenitra. Raha mila fanazavana fanampiny dia tsidiho ny rohy https://www.facebook.com/share/v/1Sf5ansMf8/
