๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐งร ๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐๐๐ง๐ฎ (๐รฉ๐๐ก๐๐ง๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐๐จ ๐จ๐ฉ๐ค๐๐ ๐จ) ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ฎ ๐๐ ๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ฎ ๐๐ค๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐.
ANALAMANGA : Taorianโny fifampiresehana tamin’ny Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo Analamanga hahazoana ireo antontanisa momba ny vary vokatra ato anatinโny Faritra dia nitodika taminโireo mpanangom-bokatra ny ao aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC). Natomboka ny antso aminโny hakร nโizy ireo ny tahirim-bary gasy sy vary akotry. Mitohy koa ny fidinana eny aminโny mpitoto vary hanadihadiana mikasika ny tahirim-bary. Anisanโireo hanaovana fitsirihana momba ny tahirim-bary ny kaominina Mahitsy. Hisy koa ny fampivoriana ireo mpanangom-bokatra any Ankazobe.
IHOROMBE : Notanterahana ny 13 Jolay 2026 ny dinika niarahana tamin-dry zareo eo anivon’ny Tranobenโny Tantsaha mba hahazoana ireo antotanisa momba ireo vary voatahiry any amin’ireo GCV rehetra ao anatinโny Faritra Ihorombe. Nisy koa ny fidinana nijerena akaiky sy nanisana ireo tahirim-bary teny aminโireo mpanangom-bokatra sy ireo toerana fitotoam-bary. Nozaraina taminโizany ireo Didim-pitondrana mikasika ny fanangonana sy fitahirizam-bokatra ary nentanina ireo mpanangom-bokatra hanaja ny fitsipika rehetra. Mpanangom-bokatra 18 tao antampon-tanร nanโIhosy no voatsidika ny 13 Jolay 2026. Nitohy tany aminโireo Fokontany sy Kaominina manodidina izany omaly.
ANDROY : Tao aminโny DistrikanโAmbovombe no nanombohanโny Fitaleavam-paritra ny fanazavana sy fizarana ny taratasy fanambarร na tahiry ho fanatanterahana ny Didim-pitondrana mikasika izany. Mpandraharaha 14 no efa nahazo ny taratasy fanambarร na tahiry tao Ambovombe. Ny Distrikanโi Bekily sy Antanimora Atsimo indray no toerana manaraka hanatanterahana izao hetsika izao.
