๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ ๐๐ค ๐๐๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐๐๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ ๐ค๐ก๐๐ ๐ค๐ก๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐๐๐๐ค๐ง๐ค ๐๐ค ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฃ๐, ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐ก๐๐ก๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ซ๐ค๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐๐ก๐ฎ ๐๐๐๐๐รซ๐ก ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ.
Nanome voninahitra ny lanonana famoahana ny andiany iraisam-piadiana faha-22 misalotra ny anarana ยซย Fahaenimpolo taonan’ny Akademia Miaramilaย ยป ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM) Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA mivady, notronin’ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, ny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON, sy mpikambana sasantsasany ao amin’ny Governemanta ka anisan’izany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
Nitodika tamin’ireo tanora manamboninahitra 40 mianadahy ny Filoha ka niantso azy ireo hanatanteraka ny voady nataony sy hanompo ny Vahoaka Malagasy sy ny Firenena. ย ยป ๐๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ฏ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฐ๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ยซย ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข ๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐ด๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ขย ยป ๐ช๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ด๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ขย ยป, hoy izy.
