๐๐๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ผ๐ข๐๐๐ฉ๐ค๐จ๐ค๐ ๐จ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐๐ก๐๐ฃ๐๐๐ง๐ค๐๐ค ๐๐ง๐๐ค ๐๐ง๐๐ฃ๐๐จ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐๐ (๐ผ๐ก๐ก๐๐๐ฃ๐๐ ๐ฅ๐ค๐ช๐ง ๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐ก๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ).
Lavanila maitso milanja ๐๐.๐๐๐ ๐ค๐ no voaangonโny Orinasa TOMBOSON Clovis tany Ambinaniboka, Kaominina Andasibe sy Sandrakatsy, Kaominina Sandrakatsy, Distrika Mananara Avaratra ny 22 hatraminโny 27 Aogositra 2026. Nitohy tao Mahanoro, Kaominina Mahanoro, mbola ao aminโny Distrika Mananara Avaratra izany ny 30 Aogositra 2026.
Lavanila maitso ๐๐.๐๐๐ ๐ค๐ kosa no novidianโny Orinasa MAMIZARA Stelas Pierronne teny aminโireo tantsaha ao Mahanoro, Kaominina Mahanoro, Distrika Mananara ny 29 Aogisitra sy 01 Septambra 2026.
Ny Orinasa SARL Manambolosy dia nividy lavanila maitso ๐๐.๐๐๐ ๐ค๐ . Nidina tany Savalagnana, Ankoba, Tsaratanana, Ambodimanga, Marovoara ary Agnalanantsiaka samy ao aminโny Kaominina Vanono, Distrika Mananara Avaratra izy ireo ny 22 hatraminโny 31 Aogositra 2026. Teo anelanelanโny 24 sy 31 Aogositra 2026 koa dia nandefa olona hividy ny vokatra tao Savalagnana, Mahanoro, Antanetilava, any aminโny Kaominina Mahanoro, Distrika Mananara Avaratra ihany.
Mbola tao Mahanoro, Kaominina Mahanoro ihany koa ny Orinasa NOMENJANAHARY Fabrice no nividy lavanila maitso milanja ๐๐.๐๐๐,๐ ๐ค๐ ny 29 Aogositra sy 01 Septambra 2026.
Nahalafo lavanila maitso ๐๐.๐๐๐,๐ ๐ค๐ taminโny Orinasa RAKOTOARIJAONINA Dรฉsirรฉ ny tantsaha mpamboly ao Marovoara, Kaominina Vanono sy Mahanoro, Kaominina Mahanoro any aminโny Distrika Mananara Avaratra. Ny 24 hatraminโny 27 Aogositra ireo mpividy no tonga tao Marovoara raha ny 31 Aogositra izy ireo no tao Mahanoro.
Tonga tany Mahanoro, Kaominina Mahanoro sy tany Marovoara, Kaominina Vanono, Distrika Mananara Avaratra ireo mpividy lavanila avy aminโny Orinasa ROMINA Liang Nadia ny 23 โ 25 โ 26 Aogositra 2026. Nahazo vokatra ๐๐.๐๐๐ ๐ค๐ izy taminโizany.
Ny Orinasa BEZAFY Eric nividy lavanila ๐๐๐ ๐ค๐ tao aminโny Fokontany Ambanizana, Kaominina Ambanizana, Distrika Maroantsetra tamin’ny 01 Aogositra 2026.
Tany Ambatobe I, Kaominina Andapafito, Distrika Soanierana Ivongo, ny Orinasa kaoperativa FAGNAMPY dia nividy lavanila maitso ๐.๐๐๐,๐ ๐ค๐ tamin’ny 29/08/2026.
๐.๐๐๐ ๐ค๐ no fitambaranโny lavanila maitso noraisinโny Orinasa TEFY tao Ambatobe I, Kaominina Andapafito, Distrika Soanierana Ivongo tamin’ny 29 Aogositra 2026.
Ny Orinasa kaoperativa TARATRA nividy vokatra ๐.๐๐๐,๐ ๐ค๐ tao Betampona, Kaominina Betampona, Distrika Fenoarivo Atsinanana tamin’ny 01 Septambra 2026.
Mbola Orinasa kaoperativa ihany dia ny Orinasa kaoperativa FANOHANA, nividy lavanila maitso teny aminโireo mpamboly tao Ampasina Maningory, Kaominina Ampasina Maningory sy Mahanoro, Kaominina Mahanoro, Distrika Fenoarivo Atsinanana tamin’ny 01 sy 03 Septambra 2026. Mitotaly ๐.๐๐๐ ๐ค๐ vokatra novidianโizy ireo.
