๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃ’๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ 118 ๐๐๐-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐พ๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฝ๐๐๐พ, ๐ซ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ค ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐ค๐ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ฎ 30 ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐จ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐ง๐ค ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ ๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐ผ๐ข๐๐๐ฉ๐ค๐ก๐๐ข๐ฅ๐ฎ, ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐, ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐.
ยซย ๐๐ช๐ฌ๐ข๐ฑ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ช๐ต๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ด๐บ ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ช๐ฅ๐บ ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ช๐ต๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐ช๐ฆ ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐๐ข๐ฎ๐ข๐ต๐ฐ๐ข ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ขย ยป. Tsodrano no nasetrin’ireo Raiamandreny ao Antanimasaka ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON, tsy amin’ny maha-Minisitra azy ihany fa amin’ny maha-zanaky ny kaominina sy maha-Minisitra mpiahy ny Faritra Vakinankaratra azy koa.
Tamin-kafaliana moa no nankasitrahan’ny solontenan’ireo mpisitraka izao fihetsiky ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana izao, tsy nanadino ny tany niaviana.
Nanotrona ny Minisitra tamin’ny fihaonany tamin’ny mponin’Antanimasaka ny Solombavambahoaka voafidy tao Ambatolampy Miarintsoa Andriantsitonta RAKOTOMALALA, ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ary ny Lehiben’ny Distrikan’Ambatolampy.
Hafatra no nomen’ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON ireo vao afaka fanadinana mba hilofo hatrany amin’ny fianarana.
Ho tonga amin’ny herinandro koa ny vary 30 taonina hanatanterahana asa tanamaro hampandrosoana ny kaominina. ยซย ๐๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฌ๐ฐ ๐ฏ๐ฐ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏ’๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ณ๐ข๐ช๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ขย ยป, hoy ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON.
Amin’ny maha-Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana azy dia nidina nisafo ireo toeram-pivarotana ao an-tsenan’Antanimasaka izy. Nomeny toromarika ireo mpivarotra hitandro ny fahadiovan’ireo entana amidy indrindra ireo ampiasaina amin’ny fikarakarana sakafo. Nentaniny koa izy ireo hitondra ny fitaovam-pandanjร na ho tsaraina.
