๐๐ค๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐ค ๐๐ง๐-๐ฅ๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฅ๐ค๐๐ก๐๐ ๐๐ฃ’๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ (๐๐๐๐), ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐๐ก๐ฎ ๐๐๐๐๐รซ๐ก ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐ข๐๐ซ๐๐๐ฎ.
Miara-dia amin’ny Filoha any an-toerana ny Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena ary Mpikambana vitsy ao amin’ny Governemanta ka anisan’izany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, Haingotiana ANDRIAMADISON.
Rahampitso 26 Aogositra 2026 moa no hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny ASIEF 2026. Anisan’ny tanjon’ity fihaonana tanterahana isan-taona ity ny fanamafisana ny Firaisankina sy ny Fifandraisana eo amin’ny samy mpiasam-panjakana.
Ho an’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) manokana dia efa any Manakara nanomboka omaly ireo mpanao fanatanjahantena misolo tena ny Minisitera hifaninana amin’ity ASIEF 2026 ity.
