ππ’πππ«π’π¦ππ¨π§π ππ«π² π§π’π«ππ² π―π’π§π π’π«ππ¨ π¦π©π’π€ππ«ππ€ππ«π, π¦π©π’ππ«π-π¦π’π¨π¦ππ¨π§’ππ§ππ¨π€π, π¦π©ππ¦π©π’ππ¬π π―π¨π₯π, π¨π«π’π§ππ¬π π¬π² π’π«ππ¨ π¦π©π’π¬ππ‘πππ«π ππ¦π’π§’π§π² π‘πππ¬π’π€π ππ-ππ ππ§π² πππ‘ππ¦ππ¬π’π§π π§π² ππ-ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ, π¦ππ π‘ππ‘π¨π¦ππ’ππ³ππ§’π’π³ππ§π²
Tanjon’ny Salon de lβIndustrie et du Commerce ny hampandroso ny toekarena eto Madagasikara amin’ny alalan’ny famoronana asa vaovao, fampiroboroboana ny raharaham-barotra ary fanamorana ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny orinasa, olon-tsotra ary ny Fanjakana.
Aminβny maha Minisitera mpiahy anβity hetsika ity ny Minisiteranβny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC), dia nanambara ny Tale misahana ny Tetikasa sy ny Fiaraha-miasa (DPP) Joeline HARINIAINA, fa zava-dehibe ho anβny MinCC ny Salon IN&CO 2026 satria sehatra iray mampivondrona ireo mpisehatra aminβny varotra sy ny indostria, ary manome fahafahana hanamafy ny fifandraisana, ny fifanakalozana ary ny fiaraha-miasa eo aminβireo mpandraharaha sy ireo mpisehatra samihafa.
Arakβizany dia hisy tranoheva natokana ho anβny MinCC, izay ahafahanβny Ministera:
mampahafantatra ny andraikiny sy ny asa sahaniny;
manome vaovao sy torolalana ho anβireo mpandraharaha;
mampahafantatra ireo tolotra atolotra ho anβny vahoaka;
ary manamafy ny fifandraisana aminβireo mpisehatra ara-barotra.
Hisy ihany koa ny famelabelaran-kevitra hifantoka aminβireo lohahevitra mifandraika aminβny varotra sy ny andraikitra sahaninβny MinCC.
