Raha 36 ireo fangatahana fahazoan-dalana vaovao voaray dia ny 25 tamin’ireo no nahazo fankatoavana hanondrana jirofo Ny orinasa 11 tsy nahafeno fepetra dia omena fe-potoana iray volana hanarenana ny momba azy.