Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • DEMARCHE A SUIVRE
    • Orientation
      • Direction centrale
      • Direction régionale
      • Service Métrologie Légale
      • Organismes sous tutelles
      • DGCE
      • DGCI
      • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

Hazakazaka ho an’ny fahaleovantena

mamy 23 juin 2026 1 minute read
1

Fanehoana firaisankina tao anatin’ny halavirana 2,8 km niala teo amin’ny Coliseum Analamahitsy hatreny amin’ny Stade Alarobia

🏃‍♀️🏃🏃‍♂️Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny Mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely Thierry RAMPANARIVO, ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, ny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON izay nitarika ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, nahitana ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.

Nandray fiaingana teny Analamahitsy koa ny mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana.

Nitohy tamin’ny Zumba 🕺

sy lalao baolina kitra ara-pirahalahiana Match de Gala ⚽ nifanandrinan’ny Governemanta sy ny Hery Fiarovana sy Filaminana (FDS) ny fandaharam-potoana.

Nisy koa ny ‎Lalao famaranana baolina kitra ho an’ny Fokontany, nanolorana amboara ho an’ny mendrika.

🇲🇬Izany rehetra izany dia tafiditra anatin’ny hetsika ho fankalazana ny tsingerin-taona faha-66 niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara sy nijoroan’ny Foloalindahy.

Post navigation

Previous: Fitsinjovana ny mpanjifa
Next: Tranga fahapoizinana ara-tsakafo teny andranoro

Histoires connexes

4
1 minute read
  • Articles

𝐒𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨 : 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨̂𝐧𝐢𝐧𝐚 M𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐄𝐫𝐨̂𝐩𝐚.

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
4
2 minutes read
  • Articles

Faritra Vakinankaratra

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la Pêche (FIA) & Festival International de la Gastronomie (FIG)

Mirana Faarouk 10 septembre 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

4
1 minute read
  • Articles

𝐒𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨 : 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨̂𝐧𝐢𝐧𝐚 M𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐄𝐫𝐨̂𝐩𝐚.

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
4
2 minutes read
  • Articles

Faritra Vakinankaratra

Mirana Faarouk 12 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la Pêche (FIA) & Festival International de la Gastronomie (FIG)

Mirana Faarouk 10 septembre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 9 septembre 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.