๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐ง๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐จ๐ค๐๐ฉ๐ค๐๐ซ๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ค ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐.
Ankalazaina ny 24 Oktobra ny Andronโny Firenena Mikambana, isan-taona. Ho antsika eto Madagasikara dia lanonana notroninโny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON sy mpikambana ao amin’ny Governemanta, teny Andraharo, no nanamarihana izany omaly. Fotoana iray nifampizarร na sy nanamafisana ny fanoloran-tena ho aminโny ho avy mirindra sy miaty ary maharitra kokoa.
Nisolo tena ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON taminโity fankalazana ity ny Talenโny Fitsirihana anatiny sy ny Ady aminโny Kolikoly (DAILAC) Herilala Andriamarohasina RAJAONARISON.
Tanjona iombonana ny hampanajakana ireo soatoavina fototra dia ny fandriampahalemana, ny firaisankina, ny hasinโny maha-olona, ny zonโolombelona, ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ary ny fanajana ny lalร na iraisam-pirenena.
