๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐จ๐๐ ๐, ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ค๐ฉ๐๐ก๐ฎ, ๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐จ๐๐ ๐๐๐ค๐๐ฃ๐, ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ ๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ค๐๐ค ๐ข๐๐๐จ๐ 100 ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ค, ๐๐๐๐๐ข๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ค๐จ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ ๐ค๐ ๐ค๐.
Tao amin’ny efitrano fivorian’ny BMH Isotry no nanatanterahan’ny ekipan’ny Foibem-pitondrana misahana ny Fiarovana ny Mpanjifa (DPC) eto aminโny Ministeran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) niaraka tamin’ny ACSSQDA (Agence de Contrรดle de la Sรฉcuritรฉ Sanitaire et de la Qualitรฉ des Denrรฉes Alimentaires) ao aminโny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ny BMH (Bureau Municipal dโHygiรจne) eo anivonโny Kaominina Antananarivo Renivohitra izany hetsika izany.
Nampahafantarina ireo mpisehatra aminโny fivarotana sakafo sy hanimasaka ireo ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloam-pahasalamana, ireo fepetra sy toromarika tokony ho hajainy amin’ny fikirakirana sy famarotana sakafo mba ho ara-pahasalamana.
Hitatra aminโireo mpikarakara sy mpivarotra hanimasaka hafa eto Antananarivo Renivohitra ny hetsika.
