๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ซ๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐จ๐ค๐ง๐-๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐ค๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐๐๐ข๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐๐ฉ๐๐๐ค๐ก๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข-๐๐ค๐ก๐, ๐ซ๐ค๐๐ง๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐๐ซ๐ค๐ก๐๐ฃ-๐๐๐กร ๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ค๐ก๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ 2027, ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ซ๐๐ง๐ฃ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐.
Nifantoka taminโny fanatsarana ny fampidiram-bolam-panjakana, ny ady aminโny hosoka sy ny kolikoly, ny fifehezana ny fandaniana ary ny fiarovana ny fahefa-mividinโny mponina ny fifanakalozan-kevitra teny aminโny Espace Fenitra Ambohijanaka.
Nitarika izany ny Praiministra Mamitiana RAJAONARISON. Nandray anjara ireo mpikambana ao aminโny Governemanta nahitana ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
๐๐ค๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค 4,1 % ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ค๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐๐ค๐๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐ 2026 ๐๐ง๐ฎ ๐ซ๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฉ๐ง๐ 5,1 % ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐ 2027.
Eo aminโny lafiny fampidiram-bola, tombanana ho 6 721,6 miliara ariary ny vola miditra avy aminโny hetra aminโny taona 2027, raha 16 543,7 miliara ariary ny fitambaranโny vola miditra sy ny fanampiana, ary 20 825,6 miliara ariary ny fandaniam-bolam-panjakana vinavinaina.
Mikasika ny fampiasam-bolam-panjakana, tetikasa 724 no naroso, mitentina 28 680 miliara ariary ny fangatahana famatsiam-bola, raha 1 000 miliara ariary kosa ny tetibola azo tsinjaraina.
Nohamafisina noho izany ny fifantenana ireo tetikasa tena laharam-pahamehana, indrindra aminโny sehatry ny angovo, ny fotodrafitrasa, ny lalana ary ny fampandrosoana eny ifotony.
Teo aminโny sehatry ny fambolena, nanamafy ny Praiminisitra ny tokony hanamorana ny fahazoanโny tantsaha masomboly vary hibrida sy zezika manara-penitra, mba hampitomboana ny vokatra sy hanatrarana ny tanjona 4 taonina isaky ny hektara aminโny taona 2027.
Nodinihina ihany koa ny fandraisana mpiasam-panjakana, izay nahitana fangatahana toerana 39 397, ka 17 885 no natolotra ho laharam-pahamehana, anisanโizany ny filร na mpiasa 9 000 eo anivonโny Fanabeazam-pirenena. Voaresaka koa ny fitantanana ny karama sy ny fisotroan-dronono ary ny fanatsarana ny fitsinjarana ny tetibola eny anivonโny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana.
๐๐ค๐๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐ฉ๐ค๐ ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐ค๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐๐ฉ๐๐ ๐๐จ๐ ๐ข๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐ ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ซ๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐, ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐๐จ๐ ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐.
