![]()
![]()
ireo mpandraharaha nahazo fahazoan-dalana (Agrément) hanondrana lavanila, andiany voalohany.
Tanjon’ny Fitondrana Fanavaozana ny fialàna amin’ny Ampihimamba. Hamoraina ny fanomezana agrément mba ho betsaka ny hisitraka izany, ary indrindra ho betsaka ny handray ny vokatra eny amin’ny tantsaha dia hanatsara ny vidiny izany. Fanazavana entin’ny Tale jeneralin’ny Varotra ivelany (DGCE) eto anivon’ny Ministeran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Tiava RAJOHNSON.
