๐๐ค๐จ๐ค๐ ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฅ๐ค๐ฉ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ง๐ค๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐๐ซ๐ค๐ก๐๐ฃ-๐๐๐กร ๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ค๐ก๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐ 2027.
Nambaranโny Filohanโny Antenimieram-pirenena, Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, nandritra ny lahateniny fa fitaovana lehibe hanatanterahana ny politikam-panjakana ankapobeny ka hamahana ireo olana misy eto aminโny firenena, ary hiantoka ny fanavaozana andrandrainโny vahoaka malagasy ny volavolan-dalร na mifehy ny Tetibolam-panjakana.
Hisy koa anefa volavolan-dalร na hafa ary mety hisy ny fiantsoana mpikambana ao aminโny Governemanta hifanatrika aminโny solombavambahoaka.
Nanotrona ity lanonam-panokafana fivoriana ara-potoana teny Tsimbazaza ity ny Praiministra Mamitiana RAJAONARISON sy ireo mpikambana ao aminโny Governemantany, nahitana ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON. Teo koa ireo LehibenโAndrimpanjakana sy Rafitra mijoro araka ny Lalร mpanorenana.
