๐๐๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ผ๐ ๐๐๐ง๐๐จ 2026 ๐๐ง๐๐ค ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐, ๐ ๐๐ ๐๐ค, ๐ข๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ค ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐ฎ, ๐ฅ๐๐ฉ๐ฎ, ๐ก๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฏ๐ค, ๐ ๐ค๐๐๐ ๐ค๐๐ ๐ ๐ค๐จ๐ข๐๐ฉ๐๐ ๐ ๐จ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ซ๐ค๐๐๐ค๐๐๐ฃ๐, ๐๐จ๐๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ง๐๐ฃ๐๐จ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ 10.
Nosokafana taminโny fomba ofisialy ny 17 Oktobra 2026 tao Parisy, Frantsa, ny SIAL Paris 2026 izay sokajiana ho iray aminโireo hetsika iraisam-pirenena lehibe indrindra eo aminโny sehatry ny sakafo sy ny indostrianโny fanodinana vokatra ara-tsakafo. Mandray anjara aminโizany ny delegasiona malagasy, ahitana orinasa sy solontenanโny Fitondram-panjakana.
Tanjona ny hampahafantatra sy hampiroborobo ny vokatra malagasy eo aminโny tsena iraisam-pirenena.
Nampitainโny Tale misahana ny Lafiny Lalร na (DAJ) eto aminโny Ministeranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Lala RAVELONJOHANY, avy ny Parisy, fa tafiditra anatinโny ezaka entina manohana ny sehatra tsy miankina, mampiroborobo ny vokatra Vita Malagasy ary manamafy ny toerana misy anโi Madagasikara eo aminโny tsena iraisam-pirenena izao fandraisanโanjaranโny MinCC aminโny SIAL Paris 2026 izao. ยซ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ณ๐ข๐บ ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ท๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฐ ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐๐๐ ยป, hoy izy.
Manohana ny fandraisanโanjaranโi Madagasikara aminโny SIAL Paris 2026 ny Tetikasa PIC (Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance) 3 izay vatsianโny Banky Iraisam-pirenena vola.
