๐๐ง๐๐ฃ๐ค๐๐๐ซ๐ ๐ข๐๐๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ 250 ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐พ๐พ๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ค ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ค๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ก๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ค.
Tanjonโity hetsika iraisam-pirenena eo ambany fiahianโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ity ny hampifandray ny tolotra sy ny tinady, mba hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-barotra. Antony anohananโny Minisitera ny Salon international de lโHabitat, araka ny fanazavanโny Lehibenโny Sampandraharaha misahana ny Fampandrosoana ny Fiaraha-miombonโantoka eto anivon’ny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, Mandrindra PILAZA. ยซ ๐๐ฏ๐ช๐ด๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ช๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐ข๐ฏ-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ข๐ฏ๐บ ๐ช๐ท๐ฆ๐ญ๐ข๐ฏ๐บ ๐ช๐ต๐บ ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ช๐ต๐บ ยป hoy izy.
Nisy ny fampahafantarana ny Salon international de lโHabitat taminโny mpanao gazety teny aminโny Yas Store Andraharo
