๐๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐, ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐, ๐ฉ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ ๐๐๐ซรฉ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐๐ง๐ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐ก๐๐ข-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐, ๐๐ฉ๐ค ๐๐ฃ-๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ซ๐๐ก๐๐ฃ๐ฎ, ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ, ๐๐ง๐ฎ ๐ ๐ค๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐๐.
ยซ ๐๐ฆ๐ฏ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฌ๐ข๐ญ๐ช๐ต๐ข๐ฐ: ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐ต๐ณ๐ข๐ต๐ฆ๐ซ๐ช๐ฌ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ข๐ง๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ข๐ง๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฐ๐ท๐ข๐ช๐ฏ-๐ซ๐ข๐ง๐บ. ยป
Ho antsika eto Madagasikara dia tetsy Antaninarenina no nanamarihana ny Andro maneran-tany momba ny fanaraham-penitra.
Nikarakara izany ny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC), taminโny alalanโny Birao Malagasy misahana ny Fenitra (BNM), niaraka taminโny fanohananโny PA-ZLECAf. Nisy ny fifanakalozana manodidina ny lohahevitra samihafa.
Nohamafisinโny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana fa tsena lehibe tokony hotrandrahina ny tsena afrikana, izay misy mpanjifa mahatratra 1,4 miliara. Anisanโny fepetra takiana aminโny fidirana aminโizany tsena izany ny fanarahana ny fenitra. ย ยป ๐๐ช๐ญ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ฎ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฆ๐ฏ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ข๐ฌ๐ช๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ฆ๐ฏ๐ข, ย ยป hoy hatrany izy.
Ezaka ataonโny Minisitera sy ny Governemanta ny famolavolana sy fampiharana ny fenitra, aminโny alalanโny Politika Nasionaly momba ny Fenitra sy ny Paikady Nasionaly momba ny Fenitra. Nisaoranโny Minisitra ny Filohanโny Fanavaozana sy ny Praiminisitra noho ny fanohanany ny dingana rehetra.
Nankasitrahany toy izany koa ny fanohanana ara-bola sy ara-teknika ataonโny Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana (BAD) ny Tetikasa PA-ZLECAf izay misahana ny fampidirana anโi Madagasikara ao aminโny Faritra malalaka ara-barotry ny Kaontinanta afrikana (PA-ZLECAf).
