𝘡𝘰𝘮𝘢 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘧𝘪𝘯𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘢𝘧𝘺 𝘨𝘢𝘴𝘪𝘨𝘢𝘴𝘺.
Mirary faran’ny herinandro maivana ho antsika rehetra ny mpiara-miasa eto amin’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) sy any amin’ireo Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) manerana ny Nosy.
