𝘛𝘴𝘺 𝘩𝘰 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘋𝘪𝘥𝘪𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘧𝘰𝘵𝘴𝘪𝘯𝘺 𝘪𝘩𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢 𝘧𝘢𝘮𝘦𝘳𝘦𝘯𝘢𝘯-𝘬𝘢𝘴𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘬𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢.
Zoma ny andro, nisalotra ny fitafy malagasy ny mpiara-miasa ato amin’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) sy any amin’ireo rafitra eo ambany fiahiany toy ny ANMCC, BNM, Conseil de la Concurrence ary ny Fitaleavam-paritra manerana ny Nosy.
