๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐ฉ๐๐ง๐ 28, ๐ฏ๐๐ฏ๐๐ ๐ 55 ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐, ๐ข๐๐จ๐ค๐ข๐๐ค๐ก๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐ค๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐๐ก๐ฎ ๐๐๐๐๐รซ๐ก ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐.
ยซ ๐๐บ ๐ท๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ช๐ต๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ด๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฐ ๐ข๐ณ๐บ ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ช๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ยป. Naneho ny fahavononanโny Fitondram-panjakana hanohana ny tantsaha ny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara (PRRM) tany Antsirabe.
Nambarany fa ny 80%-nโny vahoaka malagasy dia tantsaha nefa ny politikam-panjakana tsy mitodika aminโny tantsaha ny ankamaroany. Tsy tokony ho i Madagasikara mihitsy , hoy izy, no hanafatra vary raha manana politika maty paika ny Fanjakana.
Nitondra fisaorana manokana ho an’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo ny Filoha amin’ny ezaka atao mitodika amin’ny tantsaha.
Anisanโireo nanotrona ny Filohanโny Fanavaozana aminโizao diany any Antsirabe izao ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON izay sady Minisitra mpiahy ny Faritra Vakinankaratra.
Nijery ny fotodrafitrasa nasiam-panavaozana tao aminโny Akademia miaramila ny Filoha taorianโizany.
