๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฎ ๐ ๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ซ๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐.
SOFIA : Mizana 93 sy vatomizana 128 no voatsaranโny ekipa avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Sofia nandritra ny dimy andro niasany tao aminโny Biraonโny Fokontany Bealanana II, ny 07 hatraminโny 11 Septambra 2026. Mizana 37 sy vatomizana 23 taminโireo no tsy nahafeno fepetra ka tsy tokony ho ampiasaina raha tsy vita fanamboarana. Mitohy any aminโny Kaominina Ambatoriha Atsinanana any aminโny Distrikanโi Bealanana ihany ny asa fitsarana fitaovam-pandanjana.
VAKINANKARATRA : Ny Distrikan’i Faratsiho, tao aminโny Kaominina Faratsiho no nanatanterahana ny fitsarana fitaovam-pandanjana taminโiny herinandro lasa iny. Mizana miisa 114 sy vatomizana 506 no vita fitsarana taminโizany. 90 taminโireo mizana ireo no tsy lany ka tsy maintsy nandalo fanamboarana vao nahazo ny fanamarinam-pandanjana. Ny 24 kosa dia nahazo fanamarinana avy hatrany.
Mbola mitohy ny fitetezana ny kaominina hafa ao anatin’ny Distrikan’i Faratsiho.
MENABE : Nidina nanara-maso ireo fitaovam-pandajana teny amin’ny tsena Bazar Fia Sanfil sy Bazar Fia maina Ambalatanga ao Morondava ny ekipanโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana ka mizana 15 no nanaovana fitsirihana. Ny iray tamin’ireo dia nogiazana ary mila amboarina satria tsy manaraka ny fenitra intsony. Vatomizana 500g sy 200g iray avy koa no voatery nogiazana noho ny tsy fahafenoany fepetra.
MATSIATRA AMBONY : Nidina tao Ampasambazaha, Tanambao Tsitiana ny mpiara-miasa avy aminโny Sampandraharaha misahana ny fitaovam-pandanjana sy fitaovam-pandrefesana ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony ny 09 Septambra 2026. Taminโireo mizana 8 nandalo fanamarinana dia tsy lany ny iray. Mizana Roberval ny 7 taminโireo notsaraina raha mizana elektronika ny iray.
