๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐ก๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐ข๐๐ซ๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐ ๐ข๐๐๐ฉ๐จ๐ค ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐.
Aty aminโny iray volana sy tapany taorianโny nisokafanโny taom-piotazana lavanila maitso ho anโny Faritra Analanjirofo dia hita midina hatrany aminโny tanร na sy fokontany samihafa ireo mpandraharaha mpividy lavanila eny aminโireo mpamokatra, indrindra ireo izay nanao fifanarahana taminโny AVM (Alliance pour la Vanille Malagasy).
Lavanila maitso milanja ๐๐.๐๐๐๐ค๐ no voahangonโny Orinasa RAZANDRY Rosin tao Ambalafary, Kaominina Vohipeno any aminโny Distrikanโi Fenoarivo Atsinanana nandritra ny hateloana, ny 25 hatraminโny 27 Aogositra 2026.
Ny 27 Aogositra 2026 kosa no nandanjanโny Orinasa TSIMIAVA Doris ny lavanilanโny mponina ao Mahatsara, Kaominina Antanifotsy, Distrika Soanierana Ivongo ka nividianany lavanila lava ๐.๐๐๐๐ค๐ .
Ny Orinasa kaoperativa TARATRA tao Ambatoharanana , Kaominina Ambatoharanana, Distrika Fenoarivo Atsinanana dia nividy lavanila lava ๐.๐๐๐๐ค๐ tamin’ny 22 Aogositra 2026.
Tafakatra hatrany aminโny ๐๐.๐๐๐,๐๐๐ค๐ ny vokatra lavanila lafonโireo mpamboly taminโny Orinasa RAKOTONANDRASANA Anatole tao aminโny Kaominina Ambatoharanana sy Maromitety, Distrikanโi Vavatenina nandritra ny efatra andro. Nidina tany aminโny Fokontany Ambatoharanana ny mpividy ny 24 โ 25 Aogositra ary nifindra tao Maromitety ny 26 โ 27 Aogositra 2026.
Fokontany Iampirano, Antara, Amberimanitra ary Sahamirary izay samy ao anatinโny Kaominina Andapafito kosa no nirotsahanโny Orinasa TEFY ny 24 hatraminโny 27 Aogositra 2026 ka nahazoany lavanila maitso ๐.๐๐๐,๐๐ค๐ .
Ho anโny Orinasa RAKOTO Romual dia lavanila maitso ๐๐๐๐๐ค๐ no novidiany tao Vohilengo sy Ambodisary any aminโny Kaominina Vohilengo Fenoarivo Atsinanana ny 24 hatraminโny 26 Aogositra 2026.
Ny Orinasa kaoperativa FAGNAMPY moa dia nidina tany Iampirano, Antara, Amberimanitra ary Sahamirary ao aminโny Kaominina Andapafito, Distrika Soanierana Ivongo ihany koa ka nahavory lavanila maitso ๐.๐๐๐ ๐ค๐ .
