๐๐๐ง๐๐ฃ-๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐, ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐๐ฏ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ค๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฅ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ค๐ง๐๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐
ANOSY : Nahitana fidinany 5000Ar isaky ny gony ny vidim-bary raha oharina aminโny vidiny taminโny herinandro lasa. 700Ar, araka izany, no ividiananโny mpanjifa ny iray kapoaka aminโny vary Pakistan. Mety ho tafidina 650Ar izany raha voatazona ho 102000Ar ny vidinโny iray gony. Araka ny fampitam-baovao avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varitra sy ny Fanjifana (DRCC) Anosy dia nahafahanโireo mpandraharaha nanitsy ny vidinโny vary avy hatrany ny nahafantaranโizy ireo fa miato aloha ny fampiharana ny haba sy hetra aminโny fanafarana vary. Mbola mahavita telo volana ny tahirim-bary misy aminโizao fotoana izao any an-toerana.
VAKINANKARATRA : Tsy niova ny vidinโny vary farany ambany sy ny farany ambony fa nisy ny karazam-bary teo anelanelany no nisy fiovany kely.
– Vary Nafarana : 2 300Ar โ 2700Ar / kg, izany hoe 110 000Ar โ 125 000Ar / kitapo
– Makalioka : 2 350Ar โ 2500Ar / kg na 109 000Ar โ 115 000Ar / kitapo.
Ampy ary tsy tokony hampikorontana ny famatsiana ny tahiry eny aminโireo mpandraharaha ara-barotra. Raha tombanana dia mbola mahavita mamaly ny filร nโny mponina mandritra ny telo volana eo ho eo ny tahiry misy.
ITASY : Marin-toerana ny vidin’entana ilaina andavanandro raha miohatra aminโny herinandro lasa.
– Vary gasy : 1 900Ar โ 2000Ar / kg na 550Ar โ 650Ar / kapoaka
– Vary Manalalondo : 2300Ar โ 2500Ar / kg
