๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฉ๐ค๐๐ฃ๐ ๐ซ๐ค๐ฃ๐๐๐ข๐๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ซ๐๐ง๐ฎ. Mitondra fanazavana ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
Mbola tsy ampy hamaliana ny filan’ny mpanjifa malagasy ny voka-bary eto an-toerana. Tsy maintsy tsentsenana amin’ny vary hafarana izay fahabangana izay, indrindra moa fa hiditra amin’ny vanim-potoanan’ny maitso ahitra isika afaka iray volana eo ho eo.
Izany indrindra no antony nandraisan’ny Filankevitry ny Minisitra omaly Alarobia 19 Aogositra 2026 ny fanapahan-kevitra nampiatoana vonjimaika ny fakร na haban-tseranana sy hetra amin’ny fanafarana vary avy any ivelany, araka ny fanazavan’ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
ยซย ๐๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฆ ๐ต๐ฐ๐ฌ๐บ ๐ข๐ฏ๐ฆ๐ง๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ง๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฉ๐ช๐ด๐บ ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ง๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ท๐ข๐ณ๐บ ๐จ๐ข๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ขย ยป, hoy ny Minisitra.
Ho tohizana, araka izany, ny fepetra efa nampiharina nanomboka ny volana Martsa 2026 ka tsy maintsy manambara mialoha amin’ny Minisiteran’ny Varotra ny vinavinany hanafatra vary ireo mpandraharaha matihanina amin’izany. Anjara andraikitry ny Minisitera, rehefa maharay ny fampahafantarana no mijery mankatoa na mametra ny habetsahan’ny vary hafarana mba tsy hisian’ny fanafarana gaboraraka.
Manoloana ny fitarainan’ny mpamboly vary amin’ny fitotonganan’ny vidin’ny vary akotry teo aloha teo dia nanome toky ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON fa tsy mijery mitanila akory ny Fitondram-panjakana raha nandray izao fanapahan-kevitra fampiatoana vonjimaika ny haban-tseranana sy hetra amin’ny fanafaram-bary izao.
Efa voarakitra ao anatin’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana ny fialana tsikelikely amin’ny fiankinan-doha amin’ny fanafarana vary avy any ivelany.
ยซย ๐๐ง๐ข ๐ฎ๐ช๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฆ๐ป๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฐ ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฆ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ๐ต๐ฐ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ณ๐ช๐ฏ๐ข๐ด๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐๐ ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ท๐ช๐ฅ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ท๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ท๐ข๐ณ๐บ ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ต๐ณ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ, ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ท๐ช๐ฅ๐ช๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ต๐ช๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ข๐ป๐บย ยป, hoy ihany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana.
Naneho fankasitrahana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM) sy ny Praiminisitra moa izy tamin’ny fankatoavana ny fanomezana ny SPM ny enti-manana (subvention) hahafahany manohy ny asany amin’ny fandrindrร na ny tsena sy ny vidin’ny vary.
Tamin’ny herinandro lasa teo moa dia nivoaka koa ny Didim-panjakana entina mampihatra ny Lalร na mifehy ny Fifaninanana ka hahafahana manara-maso ny vidin’entana, tsy hisian’ny fanararaotana sy fakร na tombony mihoapampana.
