π π’ππ¨π‘π’π³ππ§βπ§π² ππππ: ππ’π§π ππ§π π₯ππ‘π’ππ π―π¨ππ₯π¨π‘ππ§π² π‘π¨ ππ§βπ§π² πππππ ππ¬π’π€ππ«π
Dingana lehibe sy famantarana tsara ary ny mariky ny fanohanana ara-politika ho anβi Madagasikara ny fandaniana ny fitohizanβny AGOA teo anivonβny Antenimierandoholona Amerikanina.
Araka ny adisisika sy ny ezaka nataonβny Fitondram-panjakana, teo ambany fitarihanβny Minisiteranβny Varotra sy ny Fanjifana, niarahana taminβireo minisitera samihafa miandraikitra ny sehatry ny fanondranana isan-tsokajiny, ny Masoivohonβi Madagasikara any Etazonia, ary ny sehatra tsy miankina, dia dingana lehibe ho anβi Madagasikara ny fandaniana teo anivonβny Antenimierandoholona Amerikanina ny volavolan-dalΓ na izay nahazoana vato 90 avy aminβireo SΓ©natera ireo momba ny fitohizanβny AGOA hatraminβny taona ππππ.
Ny dingana manaraka dia π§π² πππ§πππ§π’ππ§π π’π³ππ§π² ππ¨ ππ§π’π―π¨π§βπ§π² ππ¨π§π π«ππ¬π² ππ¦ππ«π’π€ππ§π’π§π, π’π³ππ² ππ§πππ§ππ’π§π π‘ππππ¨ ππ¦π’π§βπ§π² π―π¨π₯ππ§π πππ©πππ¦ππ«π.
Maro ny tombotsoa ara-ekonomika azonβny Madagasikara @ fisitrahana izany AGOA izany.
Mitondra fanampim-panazavana ny Talenβny Fifandraisana Iraisam-pirenena sy ny Fampiraisana ara-toekarena eto aminβny Minisiteranβny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ππππππππππ
πππ ππ¨π₯π² πππ¦π’π¬π¨π
