πππ§ππ¨ πππ§ππ¬π¨π«π¨π€π πππ¦π’π§βπ§π² ππ’ππππ’ππ―ππ§π π―ππ‘ππ¨π₯ππ§π π‘π¨ ππ§βπ§π² πππ¦πππ¬π’ππ§π π¬π¨π₯π’π€π π§π² ππππππ π§π² π π’ππ¨π§ππ«ππ¦-π©ππ§π£ππ€ππ§π, πππ¦π’π§βπ§π² ππ₯ππ₯ππ§βπ§π² ππ«π’π§ππ¬π πππ π¬π² π§π² ππ’π§π’π¬πππ«ππ§βπ§π² πππ«π¨ππ«π π¬π² π§π² π ππ§π£π’πππ§π, π‘π¨ ππ’ππ«π¨π―ππ§π π§π² π¦π©ππ§π£π’ππ πππ₯ππ ππ¬π².
Efa mananika ny seranan-tsambonβi Toamasina ny Alarobia 12 Aogositra 2026 ny sambo SUNDA 1, izay mitondra solika 67 tapitrisa litatra, vokatry ny fanapahan-kevitra noraisinβny Fitondram-panjakana momba ny fiaraha-miasa TatsimoβTatsimo, ka ny Orinasa SPM no niandraikitra ny fanafarana izany.
Ny Filoha ny Fanavaozana ny Repoblika ny Madagasikara no nitsena izany teny Toamasina ka nanotrona azy ny Tale Kabinetranβny Ministeranβny Varotra sy ny Fanjifana, Andriamatoa RANDRIANAIVOJONA Navalona, niaraka taminβireo tomponandraikitra voakasika.
Ny tanjona lehibe dia π§π² π‘π’ππ§ππ¨π‘ππ§π π¬π² π‘ππ§ππ«π’π§ππ«ππ§π π¦ππ‘ππ«π’ππ«π π§π² πππ¦πππ¬π’ππ§π π¬π¨π₯π’π€π π‘π¨ ππ§βπ§π² ππππππ, π€π π―π’π§ππ―π’π§ππ’π§π π‘ππ‘ππ«π’ππ«π π π―π¨π₯ππ§π πππ«ππππ‘ππ€ππ₯π’π§π² π§π² πππ‘π’π«π² ππ§ππ’π§βπ’ππ² πππ¦πππ¬π’ππ§π π’ππ².
Tsiahivina fa ny SPM dia Orinasa-panjakana manana renivola 100% anβny Fanjakana, eo ambany fiahianβny Ministeranβny Varotra sy ny Fanjifana izay tarihinβi Ramatoa ANDRIAMADISON Haingotiana. Ao anatinβny andraikiny aminβny fiarovana ny mpanjifa sy ny fandrindrana ny famatsiana, dia miara-miasa hatrany aminβny Fitondram-panjakana ny Minisitera mba hitadiavana vahaolana mifanaraka aminβny tombontsoanβny vahoaka.
Tsy mijanona aminβny resaka solika ihany ny andraikitry ny SPM, fa mandray anjara ihany koa aminβny fandaminana ny famatsiana ireo PPN, indrindra ny vary, ho fanohanana ny tantsaha sy ny mpanjifa.
π
ππ¦πππ¬π’ππ§π π―π¨ππ₯ππ¦π’π§π, ππ¨π₯π¨ππ«π ππ³π¨ ππ§ππ¨π€π, ππ«π² ππ’ππ«π¨π―ππ§π π§π² π¦π©ππ§π£π’ππ πππ₯ππ ππ¬π².
