๐๐๐ง๐๐ฃ-๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ข๐๐๐๐๐. ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐จ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐๐ฃ๐๐ร ๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ฃโ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐๐ง๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ.
ITASY : Nisy fidinana 200Ar/kg ny vidin’ny lafarinina raha ampitahaina aminโny vidiny herinandro teo aloha, araka ny tatitra avy aminโny DRCC Itasy, taorianโny fanaraha-maso ny tsena sy ny vidinโentana ny 31 Jolay 2026.
– 3300Ar โ 3700Ar/kg no vidy ividiananโny mpanjifa ny lafarinina vokarina eto an-toerana raha 3300Ar โ 38000Ar/kg ny lafarinina nafarana.
Marin-toerana kosa ny vidinโireo entana ilaina andavanandro (PPN) miohatra aminโny vidiny ara-drariny. Ampy tsara ny tahin’entana ilaina andavanandro ary afaka mamaly ny filan’ny mponina ao amin’ny Faritra Itasy na lafarinina, na menaka, na siramamy na simenitra izany.
VAKINANKARATRA : Mbola maharitra 2 hatraminโny 3 volana ny tahirinโentana ilaina andavanandro misy ankehitriny ho anโny Faritra Vakinankaratra. Mbola marin-toerana hatrany koa ny vidiny.
– Ny menaka bidao dia amidy 8000Ar โ 9200Ar/litatra raha 9300Ar โ 10000Ar/litatra ny menaka aminโny tavoahangy.
– Siramamy mavo : 3900Ar โ 4100/kilao ;
– Siramamy fotsy : 4 200Ar โ 4300Ar/kilao
– Lafarinina : 3200Ar โ 3 400Ar/kilao.
DIANA : Tsy misy atahorana ny tahiry hiatrehana ny Festival SOMAROHO any Nosy Be. Nanamafy ny fanaraha-maso ny famatsiana sy ny tsena ary ny kalitaonโny entana ampiasaina aminโny fiainana andavanandro ny Delegasionanโny Varotra any Nosy ho fiarovana ny mpanjifa. Natomboka tao amin’ny Bazarikely Nosy-be teny aminโny toeram-pivarotra lehbe izany. Ny famatsiana legioma no somary nanano sarotra fa efa nahitam-bahaolana izany teo amin’ny lafiny fitaterana. Nampitandremina ny mpivarotra tsy hanararaotra fa hanaja hatrany ny vidy ara-drariny na hitombo aza ny filร na
