๐๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ค๐ง๐๐ฃ๐๐จ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ฉ๐๐จ๐๐ ๐๐ค ๐๐ค๐๐ข๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐
Naneho ny fahatsapany ny ezaka ataonโireo mpandraharaha aminโny fametrahana fotodrafitrasa entina hiarovana ny kalitaonโny letisia ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana taorianโny fitsidihana orinasa matihanina eo aminโny sehatry ny letisia. ยซ ๐๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ซ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ง๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ญ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ญ๐ฆ๐ต๐ช๐ด๐ช๐ข ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ช๐ท๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ยป, hoy ny tenany.
Mbola nomarihinโny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON ihany koa fa manana ny lanjany aminโny famoronana asa ireo orinasa ireo satria hita maso ny fampiasร na olona maro. Manao koa ny ezaka aminโny fanodinana ny letisia tsy aondrana mba tsy ho very ny vokatra. ยซ ๐๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ช๐ญ๐ข๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฐ๐ณ๐ช๐ฏ๐ข๐ด๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข, ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข-๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฉ๐บ ๐ข๐ป๐บ, ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฆ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฌ๐ข ยป, hoy ihany ny Minisitra.
Mikasika ny vidinโny letisia dia nisaotra ny Vondronโireo mpanondrana letisia (GEL) ny Minisitra taminโny nanekeny ny hampiakatra izany na teo aza ny fatiantoka nianjady noho ny rivodoza taminโny taon-dasa.
Niantso ireo mpiara-miombonโantoka aminโny mpandraharaha mba ยซ ๐ฉ๐ช๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ข๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ช๐ป๐บ ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ฆ๐ป๐ข๐ฌ๐ข ๐ข๐ต๐ข๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฆ๐ต๐ช๐ด๐ช๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ยป ny mpandraharaha Simon RAKOTONDRAHOVA sady mpikambana ao aminโny GEL hiarovana hatrany ny seha-pihariana sy ny mpisehatra, indrindra ny mpamboly.
