๐๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฉ๐ง๐๐๐ ๐๐๐ ๐ฉ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ข๐ฅ๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐จ๐๐๐๐ฃโ๐๐จ๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ ๐๐จ๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐พ๐ฟ๐, ๐ผ๐ฃ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐, ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ค๐ง๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ค ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐.
Anisanโny vaindohan-draharahanโny Fitondrana Fanavaozana ny ady aminโny ampihimamba sy ny fanao ara-barotra mamono ny fifaninanana. Tafiditra tanteraka anatinโny anjara asanโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) sy ny Rafitra eo ambany fiahiany toy ny Filankevitry ny Fifaninanana ny fametrahana fifaninanana madio sy mangarahara.
Teny aminโny Novotel Alarobia no nanatanterahana ny Atrikasa nokarakarainโny Filankevitry ny Fifaninanana, niarahana taminโny mpiara-miombonโantoka Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana (BAD), Tetikasa Fanajariana ireo Lalam-pitaterana Ara-barotra sy Fanamorana ny Varotra (PACFC) ary ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny fiaraha-miasa sy ny fampandrosoana ara-toekarena (OCDE).
Nambaranโny manampahaizana avy aminโny OCDE, Ania THIEMANN, teny Alarobia fa tonga hanamafy ny fifaninanana eto Madagasikara sy hanampy ny Governemanta hamorona eto Madagasikara kolontsainโny fifaninanana ry zareo, mba hanampiana ny orinasa hihodina bebe kokoa. ยซ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ ๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ฐ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ช๐ป๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข ๐ด๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ข ๐ฎ๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฐ๐ณ๐ช๐ฏ๐ข๐ด๐ข ๐ฎ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ฌ๐ข๐ญ๐ช๐ต๐ข๐ฐ ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ฌ๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข ยป, hoy izy.
Ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON moa dia nampahatsiahy fa efa maro ny ezaka natao toy ny fandaniana ny Didim-panjakana fampiharana ny Lalร na mifehy ny Fifaninanana. Mbola ezaka atao koa ny famoahana ny Didim-panjakana entina mampihatra ireo fepetra samihafa mamaritra ny fahefanโny Filankevitry ny Fifaninanana.
Nilaza ny Minisitra fa ยซ ๐ฏ๐บ ๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ฆ๐ท๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ด๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐๐ญ๐ข๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ช๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ช๐ป๐ข๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ฆ๐ง๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐๐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข, ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ข๐ด๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐ข๐ณ๐ข-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฏ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ยป.
