๐๐ค๐จ๐ค๐ ๐๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ข๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ผ๐ ๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐ค ๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐ ๐ ๐๐ง๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ฏ๐ค๐ฃ๐, ๐ข๐๐๐ง๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ข๐๐จ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐, ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐๐ฃ๐ฎ, ๐ฉ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ซ๐๐จ ๐ผ๐ฃ๐๐ก๐๐ ๐๐ก๐ฎ.
Iray aminโireo ady 10 hanatanterahana ny Politika ankapobenโny Fanjakana ho anโny Fanavaozana (PGE-R) ny Ady aminโny fisondrotram-bidim-piainanana izay sahaninโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, hoy ny Praiminisitra raha nanokatra ny fotoam-pankalazana ny faha-60 taonanโny Vondronโasa matihaninโny Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninanana tetsy aminโny manoloana ny Lapanโny Tanร nanโAntananarivo.
ยซ ๐๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ช๐ต๐ข ๐ด๐บ ๐ต๐ด๐ข๐ฑ๐ข ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ด๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏโ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข, ๐ข๐ณ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ช๐ป๐ขo ยป, hoy izy taminโireo Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninanana, raha naka ohatra ny fiatrehana ireo tranga fahapoizinana ara-tsakafo ยซ ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ข๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ฐ๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ยป.
Nasongadinโny Praiminisitra ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fametrahana fifaninanana madio sy ady aminโny ampihimamba izay mbola anananโireo Kaomiseranโny Varotra sy Fifaninana andraikitra, ho tombontsoanโny mpandraharaha madinika sy salantsalany, sy ny mpanjifa.
Ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) sady Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninanana, Haingotiana ANDRIAMADISON, moa nandritra ny fandraisam-pitenenany dia nanipika ny maha-zava-dehibe ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana eo aminโny fanatanterahana ny andraikitry ny Minisitera. Nampahatsiahiviny ihany koa ny andraikitra saro-pady sahaninโny Kaomisera sy ny Mpanaramaso ny Varotra sy ny Fifaninanana, ka niantsoany ny fanamafisana ny fahafahanโizy ireo manatanteraka izany, ho fiantohana ny fifaninanana ara-drariny sy mangarahara ary ho fiarovana ny mpanjifa sy ny mpisehatra ara-barotra. ยซ ๐๐ฐ๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฌ๐ฐ ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฉ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฉ๐ช๐ข๐ด๐ข ยป, hoy ny Minisitra.
Ho anโny Filohanโny Sendika Mahaleotenanโny Kaomiseranโny Varotra sy ny Fifaninana eto Madagasikara (SACCCM) Anicette RAHARIMALALA dia apetraka ho fanamby ny fampandraisan’andraikitra sy fiaraha-mientana aminโny mpanjifa sy ny Fitondram-panjakana ho fampandrosoana ny firenena.
Anisanโireo nanotrona ny lanonam-panokafana ny fankalazana ny Solombavambahoaka efatra mianadahy notarihinโny Filoha lefitra misahana ny FaritaninโAntananarivo. Nitondrana fisaorana sy fankasitrahana koa izy ireo taminโny fandaniana ireo Volavolan-dalร na avy aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fifaninanana izay fitaovana hahafahany manatanteraka araka ny tokony ho izy ny iraka nankinina taminy.
Anatinโny tanjona fanakaikezana bebe kokoa ny vahoaka sy hampahafantarana azy ireo ny asa sy ny andraikitry ny Minisitera dia misokatra maimaim-poana ho anโny daholobe mandritra ny roa andro, ny ![]()
sy ![]()
๐๐ค๐ซ๐๐ข๐๐ง๐ 2026, etsy aminโny Parvis Analakely ny tranoheva 24 ahitana ireo sampandraharaha samihafa eo anivonโny MinCC. Misy koa ny famelabelarana arahina adihevitra momba ny fanjifana sy ny fifaninanana ary ny varotra ivelany toy ny eo aminโny tsenanโny ZLECAf (Faritra malalaka ara-barotry ny Kaontinanta afrikana).
Manohana izao hetsika izao ny Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana (BAD) aminโny alalanโny PA ZLECAf.
