๐๐ค๐ฃ๐ค๐ฃ๐ค ๐จ๐ค๐๐ ๐ฃ๐ค ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ง๐ฎ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ 140 ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐ค๐ก๐ฎ ๐ ๐๐ฉ๐ค๐ก๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐ฎ ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐๐ค๐ง๐๐, ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฟ๐๐จ๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐ฃโ๐ผ๐ข๐๐ค๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐๐ข๐ค.
Nisy ny fanadihadiana teo aminโny tompon’andraikitry ny sakafo izay nanamafy fa mahazo maimaimpoana ireo vokatra soja voatoto avy aminโny Fikambanana iray. Karakaraina ho ronono izany ary ny faikany kosa dia asiana voatabia sy tongolo ho lasa bajia atao laoka. ยซ ๐๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ช๐ป๐บ ๐ต๐ด๐บ ๐ฏ๐ช๐ฉ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ง๐ข-๐ต๐ด๐บ ๐ฃ๐ข๐ซ๐ช๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฏ๐ช๐ด๐บ ๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ณ๐บ ๐ฌ๐ช๐ฃ๐ฐ ๐ง๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฏ๐ช๐ด๐ฐ๐ต๐ณ๐ฐ ๐ณ๐ฐ๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฐ ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ณ๐บ ยป.
Niara-nidina tany an-toerana nijery ny zava-nisy ny ekipa avy ao aminโny Foibem-pitondrana misahana ny Fiarovana ny mpanjifa (DPC) sy ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Analamanga, eto anivonโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC).
Ireo vokatra sisa toy ny vary nafarana sy boati-menaka tratranโny mpanara-maso no nahitana fa tsy misy lany daty ireo entana ireo. Ny vary dia nahazoana fanamarinana fa azo hohanina (certificat de consommabilitรฉ).
Efa nisy ny fakร na singa nalefa tany aminโny laboratoara hanaovana fitiliana.
Nanao fanentanana
mikasika ny fahadiovan’ny fitoeran’entana sy ny fahandroana sakafo ireo mpiara-miasa eto aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana.
