๐๐๐ฉ๐ค๐๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฅ๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ข๐๐จ๐ค ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐.
๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐ ๐๐-๐ฅ๐ค๐ฉ๐ค๐๐ฃ๐ 1 ๐ซ๐ค๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐๐ค ๐ผ๐ฃ๐๐ก๐๐ซ๐ค๐ง๐ฎ ๐ฟ๐๐จ๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐ฃ’๐ ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐๐ซ๐ค, ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ก๐๐จ๐ค๐ ๐ ๐๐๐ฉ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐๐ค. Tsy maintsy hisy ny fidinana iarahanโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Itasy ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka ary ny Tompon’andraikitra eo anivonโny Kaominina, hijerena ny fanatanterahana ny toromarika nomena aorianโizay.
Izany no fepetra noraisina taminโny fanaraha-maso ny fivarotaana sakafo masaka ny 11 sy 12 Novambra 2026. Ny 5 taminโireo gargote 11 notsirihana dia tsy manaraka ny fenitry ny fahasalamana sy ny fepetra takiana eo amin’ny fahadiovana.
๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐ 4 ๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐ค ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ก๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐ ๐ฃ๐ค ๐ฃ๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐-๐ข๐๐จ๐ค avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Vakinankaratra, ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalam-bahoaka ary ny BMH ny 04 Novambra 2026.
Nomena toromarika mikasika ny fahadiovan’ny mpikirakira sakafo, fampiasana fitaovana madio sy voaaro amin’ny loto, fampiasana akora ara-pahasalamana manana kalitao azo antoka, fanajana ny maripana takian’ny fitehirizana sakafo ary ny fanasarahana ny fitoeran’ny sakafo masaka sy manta izy ireo taminโizany.
Hitohy aminโny herinandro ho avy io ny fidinana fanaraha-maso.
Ho anโny Faritra DIANA dia ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฅ๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ฃ๐ค ๐ฃ๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ค ๐ข๐๐ก๐๐ก๐๐ ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ค๐ฃ๐๐ซ๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค๐จ๐ฎ ๐ฝ๐ ny 12 Novambra 2026. Mpandraharaha 100 aminโireo 300 nasaina no tonga namaly ny fanasana.
Ankoatra ny fanentanana momba ny fidirana aminโny sehatra ara-dalร na dia nisy ny fanazavana sy fametraham-panontaniana narahim-baliny mikasika ny edy amin’ny fahapozinana ara-tsakafo. Toy izany koa ny mikasika ny ady amin’ny fivarotana sy fihinanana entana lany daty sy hazan-dranomasina isan-karazany toy ny sardine sy drakaka izay tsy azo jonoina, amidy na hohanina noho ny fikatonanโny jono.
