Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • DEMARCHE A SUIVRE
    • Orientation
      • Direction centrale
      • Direction régionale
      • Service Métrologie Légale
      • Organismes sous tutelles
      • DGCE
      • DGCI
      • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

Fiarovana ny mpanjifa

Mirana Faarouk 8 octobre 2026 1 minute read
2

🔥𝙑𝙖𝙧𝙮 𝙨𝙮 𝙡𝙖𝙛𝙖𝙧𝙞𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙩𝙚𝙣𝙩𝙞𝙣𝙖 305 538 000 𝘼𝙧 𝙫𝙤𝙖𝙩𝙚𝙧𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙣𝙤𝙙𝙤𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝘼𝙩𝙨𝙞𝙢𝙤 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙚𝙛𝙖𝙣𝙖

📌Naharitra hateloana ny fandevonana an’ireo vary 2664 gony sy lafarinina 390 lasaka tao Andakoro, Kaominina Betsinjaka any amin’ny Distrikan’i Toliara II. Vita tanteraka ny 05 Oktobra 2026 tamin’ny 5 Ora hariva ny asan’ny Fitaleavam-parity ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Atsimo Andrefana momba izany.

☂️Tsy maintsy nirosoana moa ny fandoroana ireo vary sy lafarinina ireo noho ny fahasimbana vokatry ny fahamaizan’ny trano fitehirizan’entan’ny Orinasa VELONA RIZ. Ny tompon’ny entana ihany no nangataka ny handevonana azy ireo ho fiarovana ny mpanjifa.

Post navigation

Previous: Iraka ara-toekarena sy ara-barotra any Sina

Histoires connexes

1
2 minutes read
  • Articles

Iraka ara-toekarena sy ara-barotra any Sina

mamy 8 octobre 2026 0
1
  • Articles
  • Communiqués

Filan-kevitry ny ministra

Mirana Faarouk 7 octobre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 6 octobre 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

2
1 minute read
  • Articles

Fiarovana ny mpanjifa

Mirana Faarouk 8 octobre 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Iraka ara-toekarena sy ara-barotra any Sina

mamy 8 octobre 2026 0
1
  • Articles
  • Communiqués

Filan-kevitry ny ministra

Mirana Faarouk 7 octobre 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 6 octobre 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.