๐ผ๐ฃ๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ๐ ๐ก๐๐๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐๐จ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐ฃ๐ค๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐๐๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ก๐๐ข-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ. ๐๐ค๐ง๐๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ผ๐ข๐๐ค๐๐๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ฃ๐ค๐ ๐๐ค ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ค๐ง๐ค๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ (๐พ๐พ๐๐๐).
Nitarika ireto vahiny sinoa nitsidika ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ireto ny mpiandraikitra ny CCPIT aty aminโny faritra afrika, Chen XIAO. Niaraka taminy moa ny Sekretera jeneralinโny Antenimieranโny Varotra sy Indostria Madagasikara – Sina.
Votoantin-dresaka taminโizany ny mahakasika ny fikarakarana ny Fihaonana (Forum) anatinโny Iraka ara-toekarena sy ara-barotra ho tanterahina any Sina.
Fanombohana fiaraha-miasa ihany izao, hoy ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON, satria haharitra ny fiaraha-miasa eo aminโny Ministeran’ny Varotra sy ny Fanjifana ary ny CCPIT. Nohamafisina taminโizany fa hisy ny โvaleur ajoutรฉeโ entina ho anโny mpisehatra ara-barotra, indrindra ho anโny Fanjakana malagasy aminโny fanatanterahana sy fitsidihana io hetsika any Sina io.
Ho fampiroboroboana ny fiaraha-miasa hatrany, nanisy tsindrim-peo ny Minisitra aminโny hisianโny fanamafisana traikefa ho anโny mpandraharaha sy mpisehatra, izay ho tanterahina eo anivonโny Antenimieranโny Varotra. โ๐๐ท๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ง๐ช๐ซ๐ฆ๐ณ๐บ, ๐ต๐ข๐ฅ๐ช๐ข๐ท๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ข๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ด๐ช๐ฏ๐ฐ๐ข, ๐ฎ๐ช๐ข๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ณ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ฐ๐บ ๐ฌ๐ข๐ง๐ฆ, ๐ฌ๐ข๐ฌ๐ข๐ฐ, ๐ญ๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ช๐ญ๐ขโฆ ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ง๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฅ๐ช๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ยป, hoy izy.
Vonona ny CCPIT hisokatra aminโny sehatra hafa, ary hiasa avy hatrany aminโny alalanโny fananganana orinasa ho aminโny fampandrosoana sy hanampiana aminโny tsy fanananโasa.
