๐๐๐จ๐ค๐ก๐ค ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃโ๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃโ๐ ๐๐๐ค๐ง๐ ๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ผ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐๐ค๐ฃ๐ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
Firenena 25 aty Afrika, anatinโny faritra Afrika Atsinanana (EAC), Afrika Andrefana (ECOWAS) ary Afrika Atsinanana sy Atsimo (COMESA) no nandray anjara taminโny fihaonam-be momba ny fifaninanana nokarakarainโny Rafitra misahana ny fifaninanana any Tiorkia.
Ankoatra ny fampiroboroboana ny fiaraha-miasa dia tanjonโizao fivoriana izao ny fanamafisana ny fahaiza-manaonโireo Sampandraharaha momba ny fifaninanana isaky ny firenena afrikana taminโny alalanโny fifampizarana samihafa. Nitondra ny fijeriny koa ireo Manampahaizana manokana.
Nanatrika izao ยซ Turkish โ Africa Competition Autority Meeting ยป tany Istanbul izao ny Sekretera jeneralinโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, Gilchrist RAKOTOSON sy ny Filohanโny Filankevitry ny Fifaninanana (Conseil de la Concurrence) Claude Richard RAHARIMANANTSOA.
Ho anโi Madagasikara dia nafahafana nanamafy ny fahaiza-manao na ary nizara traikefa aminโny fanatsarana ny tontolo manodidina ny fandraharahana (Climat des affaires) aminโny alalanโny fampiharana fifaninanana madio sy manara-dalana fa indrindra aminโny alalanโny fanamafisana ny fahefanโny rafitra misahana ny fifaninanana izao fihaonam-be izao.
ยซ ๐๐ฐ๐ต๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ฐ๐ข ๐ด๐ข๐ฅ๐บ ๐ด๐ข๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ช๐ฅ๐บ ๐ฉ๐ช๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ต๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ฆ๐ง๐ข, ๐ฉ๐ช๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ฌ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ญร ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ยป, hoy ny Sekretera jeneralinโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana taminโny lahateniny nanoloana ireo mpandray anjara.
