Manao fitafy malagasy ny mpiasam-panjakana isaky ny Zoma, araka ny Didim-panjakana manan-kery.
Manaraka izany am-pireharehana fa malagasy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON sy ny mpiara-miasa aminy.